|
|
|
|

Entry 1  fihoarana
Root  2 hoatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandinganana: Fihoarana tamboho
5 Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1]
Explanations in French  6 L’action de dépasser, l’endroit [1.3#256]
7 dépassement [1.13]
Examples  8  ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite) [4.12]
9  Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fihoarana
Quotes  11  Texts mentioning that word

Anagrams  12 afahirano, 13 fahoriana, 14 fiahorana, 15 fihaorana, 16 fiharoana, fihoarana, 17 firoahana, 18 ifoharana, 19 iharofana

Updated on 2026/04/20