| Entry | 1 fihoakoaka |
| Root | 2 hoakoaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1] |
| Vocabulary | 5 Sound |
| Updated on 2025/09/12 |
|