| Entry | 1 fihizina |
| Root | 2 hizina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|