|
|
|
|

Entry1  fihihirana
Root  2 hihitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana. [1.1]
Explanations in French  5 La ténacité, la constance. [1.3#246]
Examples  6  Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. [2.996#]

Anagrams  7 fihihirana, 8 fihirihana

Updated on 2025/09/12