|
|
|
|

Entry1  fihety
Root  2 hety
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 [Antambahoaka+Bara] hety [1.78]
5 Fomba entina mitapa-bolo: Fiheti-na tovolahy izao ka tsy tiako, izaho efa dimampolo taona [1.1]
Explanations in French  6 manière de se tondre [1.3#240]
All compound words  7 fihetim-by

Anagrams  8 fehity, fihety

Updated on 2026/02/04