Entry fihetsika (hetsika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany
¶ Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [Rajemisa 1985]
French translation comportement, attitude, mobilité [SLP 1986]
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31