| Entry | 1 fiheninkenenana |
| Root | 2 heninkenina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|