Entry fihazakazaka (hazakazaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mihazakazaka
¶ Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31