|
|
|
|

Entry1  fihataka
Root  2 hataka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mihataka, izany hoe manalavitra, mitokana tsy miaraka amin' ny hafa; na mikisaka kely, mitanila [1.1]
Explanations in French  5 écartement [1.13]
Synonyms  6 fisamaka

Anagrams  7 fihataka, 8 tafahika

Updated on 2025/09/12