Entry | 1 fihatahana |
Root | 2 hataka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe [1.1] |
Explanations in French |
5 écart [1.13] |
All compound words |
|
Synonyms | 7 samaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |