| Entry | 1 fiharohana |
| Root | 2 haroka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fihadiana zavatra ao anaty lavaka, fangaronana mba hahalalana ny miafina [1.1] |
| Explanations in French |
5 action de fouiller, de sonder, l'instrument [1.3] |
| Synonyms | 6 fangarofana, fangarohana, fiharofana |
| Anagrams | 7 fiharohana, 8 fihorahana, 9 fohaharina |
| Updated on 2025/09/12 |
|