Entry fiharoana (haro)
Part of speech noun
Malagasy definition Fikambanana, firaisana amin' ny...: Mampahalala zavatra betsaka ny ankizy ny fiharoany amin' ny ankizy maro toa azy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31