Entry | 1 fihaona |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 haona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba fifanenana |
Explanations in French |
5 [1.3#216] Manière de se rencontrer 6 [1.5] rencontre, jonction |
Examples |
7 [2.270#] Tsy nampoizin' i Davida ny ho naterak' ilay fihaona tamin' i Laibory sy ny ray aman-dreny avy tany Imady, tany Ambohimanga Atsimo, tamin' ny nahafatesan' ny Printsesy Iovana.
|
All compound words |
|
Anagrams | 9 anafiho, 10 faohany, 11 faohina, 12 fiahona, 13 fianaho, 14 fihaona, 15 hofaina, 16 ifahano, 17 ifohana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |