| Entry | 1 fihanjahanjana |
| Root | 2 hanjahanja |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|