|
|
|
|

Entry1  fihambahambana
Root  2 hambahamba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra [1.1]
Explanations in French  5 L'action d’hésiter, l'indécision [1.3#210]
Examples  6  Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany. [2.895#]

Updated on 2025/09/12