| Entry | 1 fihalontralona |
| Root | 2 halontralona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano: Endrey izany fihalontralon' ny firavaka volamena nanaovany [1.1] |
| Anagrams | 5 fihalontralona, 6 fiholantrolana |
| Updated on 2025/09/12 |
|