Entry | 1 fihaingoana |
Root | 2 haingo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de se parer, ornement [1.3#206] |
Examples |
6 Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany.
[1.437#]
7 Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69#] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |