| Entry | 1 fihahaka |
| Root | 2 hahaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mihahaka, miparitaka: Ny fihahaky ny ondry eny an-tsaha [1.1] |
| Explanations in French |
5 dispersion [1.13] |
| Synonyms | 6 fiparitahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|