|
|
|
|

Entry1  figadragadra
Root  2 gadragadra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky:
5 Mahatsikaiky ny figadragadran' ny feon' Ibalita kely [1.1]
Explanations in French  6 L'état de la voix rauque, cassée [1.3]

Updated on 2025/11/17