| Entry | 1 figabaka |
| Root | 2 gabaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao
[1.1] |
| Explanations in French |
5 L'état de ce qui a beaucoup d'eau
[1.3] |
| Updated on 2025/12/08 |
|