|
|
|
|

Entry1  fifoterana
Root  2 fotitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa:
5 Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1]
Explanations in French  6 L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3#189]
Examples  7  Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany. [1.519#]

Anagrams  8 fiforetana, 9 fifoterana, 10 firefotana

Updated on 2025/11/13