Entry fifokoana (foko)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fikambanana, firaisana fo sy saina mba hanao zavatra [Rajemisa 1985]

Entry fifokoana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano] fiokoana [Rakotosaona 1972]

Entry fifokoana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] fizaram-poko [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/05/15