Entry fifohana (foka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky
¶ Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara
¶ Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [Rajemisa 1985]
French translation   absorption [SLP: Voambolana]

Updated on 2012/11/17