Entry fifidianana (fidy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [Rajemisa 1985]
English definition the act of choosing
¶ an election. [Vocabulary: Politique] [Hallanger 1973]
French definition action de choisir
¶ Ã©lection. [Vocabulary: Politique] [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, page 191]
2Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [Ravelomanana: Lalana, page 127]

2020/01/28