Entry fifantenana (fantina)
Part of speech noun
Explanations in French Choix, sélection, triage [1.13]
  [Merina] (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [1.196]
Examples 
1Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny. [2.606]
2Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. [2.4]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20