| Entry | 1 fifankazarana |
| Root | 2zatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
| Explanations in French |
5 familiarité [1.3#869] |
| Examples |
6 Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa.
[1.214]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|