|
|
|
|

Entry1  fifaninanana
Root  2 inana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1]
Explanations in English  5 rivalry; a contest, a competition [1.7]
Explanations in French  6 compétition, concours [1.8, 1.13]
7 rivalité [1.8]
8 concurrence [1.13]
Examples  9  Misy fifaninanana mamaly fanontaniana. [2.332]
10  Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298]
11  Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332]
12  Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356]
All compound words  13  2 combinations of this word

Updated on 2025/11/09