|
|
|
|

Entry1  fifanasoavana
Root  2 soa
Part of speech  3  noun
Allegation  4 sarin' ny fiainana [1.342#]
5  [Sarin' ny fiainana]
Examples  6  Mifanohana, mifampiankina, ny olombelona sy ny firenena, amin' ny fifanasoavana; [1.342#]
7  Ao koa ny lafiny mahafinaritra: ny fitiava-namana, ny fifanasoavana sy fifanampiana, ny fanetren-tena, ny tsy fanaovana " mamy hanina an-tanana " [1.224#]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :

Updated on 2025/11/13