| Entry | 1 fifanaratsiana |
| Root | 2 ratsy |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa.
[2.285#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2024/12/11 |
|