| Entry (1/2) | 1 fifanana |
| Root | 2 fana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikobonana manao mafana tsara raha vao avy niteraka mba tsy hosovohan' ny hatsiaka [1.1] |
| Explanations in French |
5 la manière de faire ses couches, le lieu, le temps [1.3#143] |
| Entry (2/2) | 6 fifan~ana |
| Part of speech | 7 circumfix [Full list] |
| Anagrams | 8 fanafina, 9 fifanana, fifan~ana |
| Updated on 2025/10/14 |
|