| Entry | 1 fifanakalozana |
| Root | 2 takalo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 échange, transaction [1.13] |
| Examples |
5 Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana.
[2.445]
6 Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472] |
| All compound words | 7 fifanakalozan-kevitra |
| Updated on 2025/10/08 |
|