| Entry | 1 fierotra |
| Root | 2 erotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana [1.1] |
| Explanations in French |
5 manière de ronfler [1.3#130] |
| Examples |
6 Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany.
[2.4#]
|
| Anagrams | 7 atrefory, 8 fierotra, 9 fireotra |
| Updated on 2025/09/12 |
|