|
|
|
|

Entry1  fieronana
Root  2  erona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron' ilay alika [1.1]
Synonyms  5  fierona

Anagrams  6 fieronana, 7 fionerana, 8 fiorenana

Updated on 2025/09/12