|
|
|
|

Entry1  fieritreretana
Root  2 eritreritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka [1.1]
Explanations in English  5 the conscience [1.2#139, 1.7]
6 reflexion [1.2#139]
7 mulling things over [1.7]
Explanations in French  8 action de réfléchir [1.3#129, 1.8]
9 la conscience [1.8]
10 réflexion [1.13]
Examples  11  Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366#]
12  izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528#]
Synonyms  13 fieretana
All compound words  14  4 combinations of this word
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16 Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/09