|
|
|
|

Entry1  fidonanahana
Root  2 donanaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo:
5 Ny mazàna mahatarika amin' ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana [1.1]

Updated on 2025/11/17