|
|
|
|

Entry1  fidodododoana
Root  2 dodododo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro:
5 Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao [1.1]
Explanations in French  6 L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours [1.3#111]
Examples  7  hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra. [2.313#]

Updated on 2025/11/17