| Entry (1/2) | 1 fidobohana |
| Root | 2 doboka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famoahana feo mafy sy migoboka: Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina [1.1] |
| Explanations in French |
5 Le retentissement [1.3#110] |
| Entry (2/2) | 6 fidobohana |
| Root | 7 doboka |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fitoerana, fipetrahana, fijanonana [1.1] |
| Explanations in French |
10 L'action de séjourner, le temps, le lieu du séjour [1.3#110] |
| Examples |
11 Mbola voatahiry vavolombelon' ny lasa nanatrika tsy tapaka tao ireo sezabe voamboana vitsivitsy "fidobohana", sy ny fanaka nisy fita-ratra nitahirizam-boky, lova navelan' ny LMS.
[2.356#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|