|
|
|
|

Entry1  fidirana
Root  2 iditra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io.
5 Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha.
6 Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ?. [1.1]
7 fitsofohana. [1.13]
Explanations in English  8 an entrance.. [1.2]
Explanations in French  9 entrée, admission, pénétration. [1.13]
Examples  10  Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly. [2.356]
11  ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga; [2.59]
All compound words  12 fidirana misy fandrindrana ivelany
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Illustrations 

Anagrams  14 faridina, 15 fidirana, 16 firidana

Updated on 2025/11/09