| Entry | 1 fidinginana |
| Root | 2 dingina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|