| Entry | 1 fidinana |
| Root | 2 idina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ.
5 Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana. [1.1] |
| Explanations in French |
6 L’action de descendre, la descente.
[1.3] |
| Examples |
7 Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna.
[2.332]
8 Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga. [2.472] |
| All compound words | 9 valim-pidinana |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 andafiny, 12 andifiña, 13 fanidina, 14 fiandany, 15 fidinana |
| Updated on 2025/11/09 |
|