| Entry | 1 fidedadedana |
| Root | 2 dedadeda |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana rehi-be: Fidedadedan' ny afo
5 Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: 6 Fidedadedan' ny fitiavan-tanindrazana ao am-pony [1.1] |
| Explanations in French |
7 L'action de flamber
[1.3] |
| Updated on 2025/11/13 |
|