|
|
|
|

Entry1  fidarabohana
Root  2 daraboka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fianjerana mafy amin' ny tany [1.1]
Explanations in French  5 L’action de tomber lourdement [1.3#97]
Examples  6  Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana. [2.996#]

Updated on 2025/09/12