Entry fidanadanana (danadana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
¶ Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra [Rajemisa 1985]
French definition L'état de ce qui est ouvert [Abinal 1888]

2013/09/07