|
|
|
|

Entry1  fibolisarana
Root  2 bolisatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina:
5 Mafimafy ihany ny fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony [1.1]
Other spellings  6 fibolasirana

Anagrams  7 fibolasirana, 8 fibolisarana, 9 fisobilarana

Updated on 2025/11/17