| Entry | 1 fibohaka |
| Root | 2 bohaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io
5 Fandanilaniana foana, fanobatobana [1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|