| Entry | 1 fibiriohana |
| Root | 2 birioka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady
5 Fandosirana, filefana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|