|
|
|
|

Entry1  fibehambehanana
Part of speech  2  noun
Root  3  behambehana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisehoana ho makadiry na lehibe eo am-pijoroana na am-pandehanana; fanaovana fihetsika manakantsakana na misalovana ny hafa rehefa mandeha
Explanations in French  5  [1.3] L’écartement des bras, des jambes

Updated on 2025/07/29