Entry fibarana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano] antsibe [Rakotosaona 1972]
   Karazan' antsy lava taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro [Rajemisa 1985]
   karazan' antsy lava taho sahala amin' ny kalaza, saingy ety sy lavalava kokoa ary mifaingo-doha ny lelany [Andraina: Mitaraina page 180]
Vocabulary  

2013/11/22