Entry fiatiana
Part of speech noun
Malagasy definition Haben' ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin' ny fiatiana: 3 litatra ny fiatian' ity siny ity [Rajemisa 1985]
French definition contenance, capacité [SLP 1986]

Entry fiatiana
Part of speech noun
French definition inclusion [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2009/09/11