Entry | 1 fiarahabana |
Root | 2 arahaba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba [1.1] |
Explanations in English |
5 a greeting ; congratulations [1.7] |
Explanations in French |
6 salutation ; félicitation [1.8] |
Examples |
7 hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana.
[2.270#]
8 Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny. [2.4#] |
Article | 9 Randzavola: fiarahabana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |